Publié par : raintsa le : décembre 1, 2008
Faly miarahaba anareo mpamaky. raintsa le mpanoratra, koa satria mo andro itaisam-pirenenan ho an’ny SIDA androany de fanentanana kely ho anareo mpamaky oe efa resy ny sida ankehitriny. firenena 24 ankehitriny manerana an’ i AFRICA no manaparitaka ny fomba sy ny tokony hatao manoloana izany. Mety ampihomey anareo ny fikany fa tsy maninona fa raisiko adidy ny manaparitaka izany noho ny dingana efa nolalovako.
Aza omena tsiny aloa fa ny tena mpivavaka ka amin’ny alalan’ny fomba fanovana ny toetra sy ny filana hanaraka ny tokony ho izy no fomba mahaomby indrindra hanatanterahina izany. Ao amin’ny fikambanana “YOUTH ALIVE” no misy anay eto Madagasikara ka miara-miasa amin’ny fiangonana KATOLIKA zahay amin’izany, fisehoana indroa miantaona no nataonay tamin’ity taona 2008 ity, ka ny foibe-nay dia eny ITAOSY. Manana teknisianina 3 izahay izay manampahaizana momba ny COMMUNICATION, docteur 4 manana relation amin’ny CRF (catholique relief service) amin’ny banque mondial sy ny pnud sy ny ministeran’ny santé eto antanana.
misaotra namaky !